The Women's March Antananarivo Chapter is hosting it's first ever "Women's March Madagascar" in Ranomafana!
Come join us at Centre Valbio, where we will congregate before marching into the town of Ranomafana!
Event Program:
1pm: Meet at Centre Valbio to receive event t-shirts, make signs for the march, and meet our fellow marchers.
2pm: March the roughly 4km into the town of Ranomafana!
Congregate in the town of Ranomafana for speeches, activities, and snacks.
We hope to see you there!! All are welcome!!
---------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ny "Women's March Antananarivo Chapter" dia hampiatrano ny diabe ho an'ny vehivavy eto Madagasikara!! Ny dikan'ny io fotoana io dia ny fankalazana ny zon'ny vehivavy sy ny maha zava-dehibe ny vehivavy eo amin'ny fiarahamonina.
Andao hiaraka eo amin'ny Centre Valbio, toerana hivoriana alohan'ny handehanana mankany Ranomafana!
Programa:
1 ora hariva: Fihaonana amin'ny Centre Valbio mba haka t-shirts, hanao marika ho an'ny diabe, ary hihaona amin'ireo mpandray anjara.
2 ora hariva: Miara mandeha 4km eo ho eo amin'ny tanànan'i Ranomafana!
Miangona ao amin'ny tananan'i Ranomafana ho an'ny kabary, hetsika ary safako kely.
Manantena hahita anao any!! Tongava maro!